FAMARITANA
Ny antsoina hoe Bitcoin na BTC dia vola virtuel mitovy amin'ireny MVOLA na Airtel Money na Orange Money ireny. Izany hoe vola tsy azo raisin-tanana fa mijanona ho virtuel nefany azo ifanakalozana tsara. Tsy azon'ny Governemanta tsabahana (non contrôller par l'Etat, ni banque) fa natokana ho an'ireo samy mpanjifa, izany hoe client sy ny mpivarotra. Izy no vola ambony lanja indrindra eo an-tany hatreto ary miovaova isaky ny lera ny lanjany arakaraka ny tsenam-bola manerantany.Azo arahinao ato izany : https://coinmarketcap.com
Tantara kely momba ny fivoaran'ny Bitcoin :
Bitcoin dia niforona tamin'ny taona 2008 , ny 31 Oktôbra, 2008 noforonin'olona tsy fantatra izay nivondrona tamin'ny anarana iray nantsoina hoe Satoshi Nakamoto. Ary nanomboka ny taona 2009 no niforona sy nisian'ireo code na logiciel afaka niasana taminy. Bitcoin no nanomboka nifanakalozan'ireo olona mpivarotra Pizza tany amin'ny faritry AZIA iny fa P to P no nanaovana azy. Taty aoriana dia nitatra izany ka azo ifanakalozana sy hividianan-javatra maro samihafa, ary ireo sehatr'asa isa-karazany na services hoy ny fiteny mahazatra antsika isan'andro.
Bitcoin dia manodidina ny Krisimasy iny no tena miakatra ny lanjany nony hamaron'ny mpitady azy. Raha ny tadidiko dia tafiakatra ho $17,000 mahery izy ny herinandro ny Krisimasy 2017. ireto kosa dia lanjany isaky ny faran'ny taona amin'ny ankapobeny.
• 2010: $0.06
• 2011: $4.00
• 2012: $12
• 2013: $654
• 2014: $318
• 2015: $456
• 2016: $868
• 2017: $13,593
• 2018: $3,767
• 2019: $7,315
Olo-malaza tsara ho fantatra momba ny Bitcoin
FANAMBOARANA NY COMPTE BITCOIN
Misy karazany telo no malaza indrindra maneran-tany fa maro be izy ireo ka ireto ilay telo malaza. Mialohan'izany dia tsy maintsy manana an'ireto zavatra ireto ianao mba :
- Adiresy E-mail : Kaonty Gmail na Yahoo no tsara.
- Téléphone na smartphone afaka ampidirana application antsoina hoe Google Autenticator. Mazava hoazy fa tsy maintsy misoratra amin'ny anaranao ilay puse ao amin'ilay Téléphone.
1 - Blockchain
- Rohy fidirana ho mpikambana : Tsindrio ATO
- Marihina fa tsy manana lien d'affiliation direct izy satria izy site renin'ireo Crypto-Money misy avy. Tsy maintsy mandalo ao daholo ny transaction rehetra eto ambonin'ny tany.
- Tena Securisé ilay site : Mandalo 2 Factor sy E-mail d'autorisation
- Toy izao ny endriny :
2 - Coinbase
- Rohy fidirana ho mpikambana : Tsindrio ATO
- Ny Coinbase dia manana rohy affiliation mivantana izay miendrika toy izao : https://www.coinbase.com/join/jrandrianasoloniaina (izany hoe ny pseudo-nao no eo amin'ny farany aorian'ilay hoe https://www.coinbase.com/join/pseudo)
- Ianao , avy tamin'ilay olona antsoinao mba hiditra mpikambana dia tokony mahazo 10$ isaky ny olona miditra araka ny voalaza ao amin'ny site ary tsy maintsy feno 18 taona no miakatra vao afaka manao compte Coinbase.
Tena sécurisé ilay site ary mampiasa ny SMS Verification sy ny E-mail d'autorisation
3 - Coinpayments
- Rohy fidirana ho mpikambana : Tsindrio ATO
- Ny Coinpayments dia manana rohy d'affiliation mivantana izay miendrika toy izao : https://www.coinpayments.net/index.php?ref=3779986ee57e81fdd0d2ae70647107ca (somary lavalava izay ilay rohy)
- Ianao indray dia mahazo "pourcentage amin'ireo deposition ataon'ireo olona nanao fisoratana anarana na niditra ho mpikambana tamin'ny rohinao. Marihina fa vola mihoatra ny 100$ no miakatra, mirotsaka ataon'ireo olona ambaninao vao ahitàna an'izany.
- Tena sécurié ilay site ary mampiasa ny E-mail d'autorisation ary miampy 2 Factor Authentication code
4 - Exodus (Natokana ho an'ny Ordinateur na ny Mobile)
Ity indray dia logiciel maimaim-poana tsy an-doavam-bola fa jerena amin'ny Internet, dia telecharge-na ary installe-na ao anaty machine-nao. Mety izy io na amin'ny Solotsaina na Finday !
toy izao ny endriny rehefa eo amin'ny écran
5 - Atomic Wallet
(Natokana ho an'ny Ordinateur na ny Mobile)Ity indray dia logiciel maimaim-poana tsy an-doavam-bola fa jerena amin'ny Internet, dia telecharge-na ary installe-na ao anaty machine-nao. Mety izy io na amin'ny Solotsaina na Finday !
toy izao ny endriny rehefa eo amin'ny écran
(tsidiho ireto rohy 2 ireto)
Rohy 1 : BTC CoinATMRadar >>> https://coinatmradar.com
Rohy 2 : CoinFlip >>> https://www.coinflip.tech/
a) Fijerevana mialoha momba an'ireto sehatrasa (HYIP) (PTC) (REVSHARE) mandritra ny 24 ora ao anatin'ilay rohy antsoina hoe : https://allmonitors24.com
b) Fijerena ny Popularité-ny sy ny laharana misy azy ato amin'ny site " https://www.alexa.com "
c) Mbola ijerena azy ireo koa ny isan'ireo jeritodika ataon'ireo olona mahakasika azy io ato amin'ny site " https://www.trustpilot.com "
8 - SITE AFAKA AHAZOANA VOLA GRATUIT na BAOJO toy ny BTC na BITCOIN
Free Coin : LBRY Coins
Toy izao ireo Profit azo hoan'ireo miditra ho mpikambana :
- Mahazo 15LBC isaky ny olona manao inscription amin'ny rohinao.
- Ny asa atao dia mijery ireo video kely tonga ao amin'ny notification ny e-mail na "VIDEO" ao amin'ny site isanandro, izay ahazoana 1 LBC ka hatramin'ny 100LBC isaky ny video tsirairay.
- Ny retrait minimum dia 1300 LBC na manodidina ny 38$ eo amin'izao valeur ny LBC manodidina ny atsasaky ny $ izao.
- Tsy azo atao ny manao compte maro.
- Efa maro no nahazo vola taminy ary tsy manavaka ny site !
- Araho ato amin'ny sary etsy ambany io ny fanampiny.
Rohy raha liana amin'izany ianao midira tsindrio ato :
https://lbry.tv/$/invite/@randrianasoloniaina.jocelyn:b
https://lbry.tv/$/invite/@randrianasoloniaina.jocelyn:b
Rehefa mahafeno 1300 LBC ny azo dia azo atakalo ho BTC
ao amin'ity site iray ity : Simple Swap
9 - FORSAGE - INVESTISSEMENT AMIN'NY ETH na BTC
(Azo atakalo ho lasa ETH ilay BTC tsinona dia mora be, eo amin'ny 8 io ny fanaovana azy)
Anio dia mbola asaiko ianao hanao investissement amin'ny Site iray antsoina hoe FORSAGE, resaka Fifanampiana amin'ny maha samy olombelona !
Toy izao ireo Profit azo hoan'ireo mampiasa vola ao aminy :
- Misy plan d'investissement tokana roa ao anatiny, izay atomboka amin'ny 0.05 ETH, na koa hoe 0.025 ETH isaky ny MATRIX. .
- Ny minimum sy maximum ny depôt ao amin'ny Forsage : minimum dia 15 US dollar en ETH hoentina manomboka azy. Tsy misy maximum. Miankina amin'ny hainganam-pandeha tianao hatao.
- Ny minimum retrait ao amin'ny Forsage kosa dia tsy misy.
- Azo sotomina amin'ny fotoana rehetra koa ny azo rehetra raha azo ao amin'ny kaontinao raha misy fotoana azo ilaivanao azy tampoka.
- The affiliate program : mizara roa mazava tsara ilay izy : hoan'ilay matrix 3X dia resaka matrix horizontal (mila mampiditra olona ianao) fa hoan'ilay matrix 4X indray dia afaka tsy mampiditra fa miandry an'ireo olona ampidirin'ilay parrain-nao fa ity farany dia mila mampiakatra haingana ny compte-nao aloha ianao any amin'ny Level 8 farafara ratsiny.
- Araho tsara ilay video ery amin'ny farany ambony manazava azy
10 - Easy1Up - Resaka Vondrona na Communauté sy ny tontolon'ny Affiliate Marketing. Afaka ampiasaina Bitcoin ihany koa.
- Izy ity indray dia tsy mitovy tamin'ireo system rehetra nisy hatrizay, eo ny resaka Compensation Plan izay tena miavaka
- Peter Wolfing no CEO na tompon'ilay site
- Misy karazany 6 ireo produits level ao anatiny ary in-dray andoavana vola isaky ny level.
- Azo atonka 100% ary tsy misy ahiana, efa 4 taona mahery no nisiany.
- Ny asa atao dia mividy produit digital amin'ireo level 6 ao anatiny dia mi-revendre avy eo ary dia mahazo commission 100 isan-jato.
- Ambonin'izay rehetra izay dia ilay 100% commission direct makany aminao isaky ny membre actif ampidirinao hoazonao, izay paiement direct membre a membre na hoe P to P fa tsy mandalo system intsony.
Rohy raha liana amin'izany ianao dira tsindrio ato ary araho tsara ny video fanazavana ao anatiny :
https://easy1up.com/join.php?id=Jocelyn11
na tsindrio ny sary
Tsindrio ny rohy (Amazing Affiliate) etsy ambany raha mahaliana anao ny handalina ny amin'izany !
Mirary Soa !